
Vaipopoo - 22/10/2005
Dia miarahaba anareo teratany Malagasy sy ny namany rehetra aty Tahiti. Ity Bolongany ity dia niforona indrindra indrindra mba ahafahana mifampisera sy mifampilaza vaovao amin'ny fomba tsotra sady faingana. Dia misaotra anareo e ! Ny mpandrindra Alain RAKOTOARSON
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire