13 novembre 2005

Isika aty moa dia vitsy dia vitsy, efapolo eo ho eo raha isaina ny ankizy, ka tsara raha mihaona matetika e ! Mba tsy hanadinoina ny tenintsika sy ny tanindrazantsika tsaratarehy.

Mbola havaozina ity Bolongany ity ary ny sitrapo dia ny ahasokatra takelaka mihitsy aza saingy aleo hilamina dia hisesy hoy isika.

Ny fandaharantsika aty Tahiti dia mbola tsy tena maty paika :
  • Ny efa vita dia tamin'ny 22 oktobra tao amin'ny kianja filalaovan'i Vaipopo.
  • Amin'ny faha 19 novambra indray dia karaoké Malagasy no nomanina.

Aza adino koa ny fihetsiketsehan'ny AGOI (Amicale des Gens de l'Océan Indien). Toy izaho ny fandaharany :
Efa vita tamin'ny 30 oktobra : excursion dans la Vallée de Papenoo, nahafinaritra be, nahafahanay nifankahafantatra tamin'ny Malagasy hafa sy vazaha zanatany tany amintsika.
  • 17 desambra : fèt' caf' et Noël des enfants
  • 05 febroary 2006 : pique nique crèpes
  • 26 marsa 2006 : découverte de la cuisine créole
  • 20 may 2006 : soirée gala de l'amicale


Afaka manampy tsikera amin'ity Bolongany ity ianao, tsindrio ilay hoe "comments" eto ambany dia sorato ny tsikeranao

Dia misaotra anareo e !

Ny mpandrindra

Alain RAKOTOARSON

6 commentaires:

  1. Anonyme19:19

    bon courage alain a ! ralam ity sendra nandalo ê !

    RépondreSupprimer
  2. Misaotra e ! Mba manamboara koa any Nantes e !

    RépondreSupprimer
  3. Anonyme19:41

    mba tsidio site vaovao momban'i Voahirana mpihira,nataon'i Namako eto savoie (eto savoie ngé zaho izao é! http://tresserve.chez-alice.fr/voahirana
    sonia:kolakola
    ba mamy bé!
    nareo tsy ré intsony mihintsy fa nefa za tsy manana internet aho aloa

    RépondreSupprimer
  4. Anonyme19:43

    salut fantatro fa tia an'i voahirana hono ianareo hoy i kolakola dia mba tsidio ity:http://tresserve.chez-alice.fr/voahirana.
    kolakola

    RépondreSupprimer
  5. Anonyme13:23

    mahafinaritra be ny mijery malagasy any lavitra any an! efa nandalo teny tahiti aho fa tsy naharitra ela fa tsy afaka nihaona loatra tamin'ny malagasy namana e

    RépondreSupprimer
  6. Anonyme01:00

    Miarahaba antsika rehetra,
    Tena faly be aho raha sendra nahita an'ity tranonkala hifaneraserana ity , enga anie ka mba haharitra sy hihatsara hatrany izy ity, izay no faniriana ary dia ho tafahaona soa amantsara amin'ny mois d'octobre ho avy izao indray , izay aho no miverina eto Tahiti dia maniry ny ho tafahaona amintsika tapaka sy namana tsy mahafoy rehetra , Ity misy tranonkala afaka mba tsidihina izay vao noforoniko:
    http://kotozeze.skyblog.com
    Dia mirary soa antsika rehetra.

    Roger RAKOTOVOLANA

    RépondreSupprimer