14 juillet 2006

Havana Malagasy nanao vakansy kely taty Tahiti, manondidina azy misy "Vahiné" (vehivavy) sy "Tané" (lehilay).
Manja ny olona aty ary mitovitivy amin'ny Malagasy ihany Posted by Picasa

1 commentaire:

  1. Anonyme23:29

    Mahafinaritra be mahita gasy any Tahiti izany! Izaho tia sy manao plongée, ary izany Tahiti izany mbola anisany tany mbola tsy maintsy ho aleha indray andro any. :)

    RépondreSupprimer