11 juin 2016

Ho velomina indray ity bilaogy ity fa tafaverina aty, nijanona valo tao an-tanindrazana, niverina key taty tamin'ny taona 2010 fa telo volana fotsiny tamin'izay, dia izao hiasa aty indray, malahelo an'iarivo saingy fitadiavana no mampiala tany e !

Manuia ! Fanahy iniana ny labiera "Hinano ambrée"no natao nazava !


2 commentaires:

  1. Anonyme08:18

    Ahoana Alain. Eto Papeete ny tenako ka faly mahafantatra sy mahalala fa misy mpiray tanindrazana eto. Manantena ny hiaona aminao. Liva

    RépondreSupprimer
  2. Azafady ry Liva fa variana miasa dia tsy nijery an'ity bilaogy ity mihitsy ! Misy ahafahana miresaka en mp ve, sarotra ny hamoaka ny vini na email eto !

    RépondreSupprimer