Amin'ny sary izany dia mora fantatra aho fa ilay fohy indrindra (hividy kiraro avo aho amin'ny manaraka !!!)
19 mars 2008
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Dia miarahaba anareo teratany Malagasy sy ny namany rehetra aty Tahiti. Ity Bolongany ity dia niforona indrindra indrindra mba ahafahana mifampisera sy mifampilaza vaovao amin'ny fomba tsotra sady faingana. Dia misaotra anareo e ! Ny mpandrindra Alain RAKOTOARSON
Mahafinaritra ny Blog é!
RépondreSupprimerMIjery ireo sary sy ny fiarahanareo eto Tahiti.
LAvidavitra ny misy anay (St Pierre et Miquelon)
DadaRabe (Rabe Paoly)
Iray SN tamin'i Alain tao amin'ny R3A Betongolo)